Dépêches

Basket 3*3 : Notoloran’ny Filoham-pirenena mari-boninahitra ny Ankoay lahy sy vavy

Dépêche 20 février, 14h, Taorian’ny fandrombahan’ny Ankoay lahy ny tompon-dakan’ny Afrika amin’ity taranja ity sy ny nahavoahositra ny Ankoay vavy ny tompon-daka lefitra azy ireo dia notoloran’ny Filoham-pirenena ny mari-boninahitra ihany koa izy ireo. Tsara ny mampatsiahy fa hiatrika ny fiadiana ny amboara eran-tany Basketball 3×3 hatao ny volana May 2023 hoavy izao ny Ankoay lehilahy, raha hiatrika ny dingana hatao any Israel hiatrehana Fiadiana ny amboara eran-tany Basketball 3×3 ny Ankoay vavy

Laisser un commentaire