Fanatanjahantena : Handeha hanao fitsapana any Europe i Berajo
Dépêche 20 février, 13h, Lasa nanao fitsapana amin’ireo Klioba maro ao Europe i Razafindrabe Rajo na i Berajo izay vodilaharana tamin’ny Barea CHAN farany teo ary nivoatra tao amin’ny Jet Kintana. Ny tena tanjona amin’izany fandehanany izany dia mba hahafahany mahita klioba hilalaovana. Tsy hananosarotra ho azy ny fikarohana izany klioba izany satria mahafeno ny fepetra rehetra amin’ny toeran’ny « défense modern » ny tenany. Mirary soa an’i Berajo hahita izay tadiaviny.
