Afaka mijery ny lalao ireo tsy tonga eny Mahamasina
01 Septambra, 08:30. Hivantana amin’ny TVM sy ny RNM ny lalao baolina kitra hifanandrinan’i Madagasikara sy Bénin ny Alakamisy 2 Septambra 2021 amin’ny 7 ora hariva. Io no lalao voalohany atao ao amin’ny Kianja Barea.
