227 ireo mpiaro ny tontolo iainana novoina nandritra ny taona 2020
Nanao tatitra ny ONG Global Witness ny 13 septambra teo fa isa avo indrindra hatramin’izay ity trangam-pahafatesana mpiaro tontolo iainana
Read More
Nanao tatitra ny ONG Global Witness ny 13 septambra teo fa isa avo indrindra hatramin’izay ity trangam-pahafatesana mpiaro tontolo iainana
Read MoreNy marainan’ny talata teo tamin’ny 7 ora maraina no maty teo amin’ny faha 85 taonany ny pastera David Yonggi Cho.
Read MoreMiompy sy mpanangona bibikely ity lehilahy 23 taona ity. Manana karazam-bibikely toy ny maingoka, lolo, hala, trambo, famakiloha, fanday, sifotra
Read MoreNanambara ny Amazon ny talata teo fa handray mpiasa 125 000 ao Etats-Unis ho eo amin’ny « logistique ». Efa
Read MoreTeraka ny 26 febroary 1986 tao Begusarai, Bihar i Sriti Jha. Pragya no ahafantatran’ny maro azy tao amin’ilay horonantsary Kumkum
Read MoreMitohy hatrany ny fihomanana ataon’ireo mpisehatra mahakasika ny fizahan-tany eto Madagasikara amin’ny mety hisokafan’ny sisi-tany izay fantatra fa tsy ho
Read MoreBetsaka ireo tanora avy any amin’ny faritra no mandrato fianarana eto Antananarivo aorian’ny fahafahana ny fanadinana Bakalôrea. Mananosarotra ny fianarana
Read More15 Septambra, 09h15. Vehivavy iray nandeha moto no voahendaka teny Behoririka. Nitohana ny fifamoivoizana ary teo no nanararaotan’ireto ankizy nisontomana
Read More15 Septambra, 08h55. Mihamahazo vahana tato ho ato ny fivarotana sary mamoafady amin’ny tranokala. Noho ny ezaka sy fitsirihina nataon’ny
Read More15 Septambra, 08h30. Tovolahy iray vao 13 taona monja no nahiditra am-ponja ao Marofotra noho ny fangalarana finday izay nataony.
Read More