Tsy nekena ny fisian’ny taxi moto
01 Septambra, 08:45. Nolavin’ny filankevitry ny mpanolotsainan’Antananarivo Renivohitra ny fisian’ny « taxi-moto ». Ankilany. Nomarihin’ny mpanolotsaina sasantsasany fa tokony hanara-penitra ireo « taxi » miasa eto an-drenivohitra ary hodinihina ny saran-dalana ampihariny.
