Dépêches

Fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana eo anivon’ny sekolim-panjakana.

04 Oktobra, 09h10. Nisitraka sekoly manarampenitra ny kaominina ambanivohitra Ankariera, CISCO Taolagnaro, DREN Anosy, herin-taona taorian’ny fitarainan’ireo mponina tany an-toerana mahakasika ny faharatsian’ny fotodrafitrasan’ny fampianarana. Sekoly izay mahazaka mpianatra miisa 99, tao amin’ity distrika ity no nanaovana ny fizarana andiany voalohany amin’ny raki-bolana « trilinque » izay hampiasaina amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana eny amin’ny ambaratonhga ambany.

Laisser un commentaire