Dépêches

Mpivady niady ka niafara tamin’ny fandorana ny trano.

04 Oktobra, 10h00. Trano lehibe iray misy rihana no may kilan’ny afo nohon’ ny fifandirana nisy teo amin’ny mpivady iray monina ao Nanisana ny alin’ny sabotsy lasa teo. Tsy nisy naratra na ny aina nafoy vokatr’izany saingy ny entana rehetra tao an-trano tsy nisy avotra avokoa, izay tombanana an-tapitrisa maro.

Laisser un commentaire