Vaky fasana tany Antsahamaina
04 Oktobra, 11h24. Nitrangana vaky fasana tany Antsahamaina Antanetibe Mahazaza ny 2 oktobra lasa teo. Fasana telo no indray vaky ary nikorotana avokoa ny razana tao am-pasana ka tsy maintsy nofonosin-damba avokoa.