Dépêches

Fampianarana ambony : Mbola mitohy androany ny hetsika « salon de l’étudiant »

Dépêche 8 septembre, 18h, Tanterahina mandritra ny roa andro ny hetsika « salon de l’étudiant » eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo. Mbola mitohy izany ho amin’ity alakamisy ity ka ny sampam-pianarana rehetra dia hita eny avokoa ary ahitana ireo IST isan-karazany ihany koa ao.

Laisser un commentaire