Dépêches

Vaky fasana tao Ambatolampy

05 Jolay, 09h45. Razana iray no very tao amin’ity fokontany Ambatomainty, kaominina Tsinjoarivo ity omaly araka ny fampitam-baovao. Ny andron’io ihany dia razana iray no tsy hita ary iray kosa navoakan’ireo mpamaky fasana teo an-tokotanim-pasana tao amin’ny fokontany Andavabato. Mbola tsy hita ireo razana ireo hatramin’ny omaly hariva araka ny vaovao azo. Niteraka savorivory teo amin’ny mponina kosa ity tranga ity.

Laisser un commentaire