Hampiana ny oxygène ho an’ireo marary
16 Aprily, 08h00. Hanafatra tavoahangy oxygène hahafahana mandray an-tanana ny marary hatramin’ny 2000 i Madagasikara hoy ny filoham-pirenena. Efa manana concentrateurs d’oxygène miisa 2400 isika saingy tsy ampy ireo. Vao midtra amin’ny tranga ahitana fahasarotana ny marary, tsy mety intsony ny concentrateurs d’oxygène ka izay no antony anafarana izany. Kendrena ho azaka 20 litatra ny tavoangy Oxygène hafarana hoy hatrany ny filoham-pirenena.
