Vinan’ny toetry ny andro 30 novambra
30 Novambra,10h00. Handrahona mety arahin’orana malefaka i Analanjirofo sy Atsinanana ary Vatovavy ny tapany maraina ary ho maina ny andro manerana ireo faritra sisa. Ho maina ihany koa ny andro ny tolakandro ao Sava, Analanjirofo, Diana, Alaotra sy ny tendrony atsimon’i Nosy ary ny morontsiraka andrefana. Hanorana tandrifindrahona mety arahin-kotroka kosa ireo faritra sisa rehetra.
