Nahazo moto ireo ben’ny tanàna
29 Novambra, 09h36. Notoloran’ny minisitry ny Atitany, Ramaholimasy Holder moto 16 ireo ben’ny tanàna enina ambin’ny folon’ireo kaominin’ny distrikan’ny Lalangina.
Read More
29 Novambra, 09h36. Notoloran’ny minisitry ny Atitany, Ramaholimasy Holder moto 16 ireo ben’ny tanàna enina ambin’ny folon’ireo kaominin’ny distrikan’ny Lalangina.
Read More29 Novambra, 09h00. Nisy fihotsahana niteraka lavaka be tamin’ny làlam-pirenena faha 34 mampifandray an’ Antsirabe sy Miandrivazo. Eo amin’ny PK
Read More29 Novambra, 08h30. BMW iray avy nijery « run »tany Arivonimamo no niharan-doza aloha kelin’ny hidirana an’Imerintsiatosika raha avy any
Read More29 Novambra, 08h00. Raim-pianakavina iray 60 taona maty nihotsahan’ny fasika tany Mahajanga. Mpangady vovo no asany. Sarotra ny fikarohana ny
Read MoreNisehoana loza tao amina toeram-pindrandrahana iray tao Sibérie ny alakamisy teo. Tafiakatra 52 ny olona maty nandritra izany raha ny
Read MoreMisy aretin’ny loha hafahafa mazaho ireo mpitsikilo (services de renseignements) américain amin’izao fotoana. Tompon’andraikitra miisa 200 avy ao amin’ny CIA,
Read MoreNanapa-kevitra ny hampitsahatra ireo sidina rehetra makao France i Maroc manoloana ny firongatry ny valan’aretina indray. Te hisoroka ny fihanaky
Read MoreB.1.1.529 no anarana siantifika nomena ity variant vaovao hitan’ny siantifika sy ny ministeran’ny fahasalaman’i Afrique du Sud ny 25 novambra
Read MoreTao aorian’ny fitarainan’ny renim-pianakaviana iray noho ny fanarian’ny fiara fitateram-bahoaka 172 ny zanany teo Tanjombato tamin’ny andro alina, raha tokony
Read MoreNotontosaina ny 25 novambra teo ny fifidianana ho fanavaozana ny Birao hitantana ny programa PIDC eo amin’ny UNESCO na ny
Read More