Dépêches

Nahazo moto ireo ben’ny tanàna

29 Novambra, 09h36. Notoloran’ny minisitry ny Atitany, Ramaholimasy Holder moto 16 ireo ben’ny tanàna enina ambin’ny folon’ireo kaominin’ny distrikan’ny Lalangina. Antony ny tokony hijeren’ireo mpitondra ireo ny eny ifotony ny fiainam-bahoaka sy hiarahany mihoso aminy raha ny fanazavana. Mbola hojerena ihany koa ireo distrika hafa hoy ity ministra ity

Laisser un commentaire