Dépêches

Nicolas Dupuis : Miantona ny fampiatoana azy

07 May, 11h 48. Nilaza ny lefitry ny FMF fa mbola miantona aloha ny fampiantoana vonjy maika an’i Nicolas Dupuis tsy ho mpanazatra ny Barea nataon’i filohany Raoul Rabekoto Arizaka. Tsy maintsy misy araka izany ny fifampidinihana « accord tripartite » izay hifanarahan’ny telo tonta, komity mpanapa-kevitra sy ny MJS ary ireo mpanazatra maromaro, amin’ny hitazomana azy na tsia. Ary hanapaka izay mpanazatran’ny Barea tena izy. Mbola tsy hay ny mety ho tohin’ny tantaran’i Eric Rabe hatreto.

Laisser un commentaire