Tsy fandriam-pahalemana : Nanao fisafoana ireo tompon’andraikitra
15 Febroary, 08h00. Nanamafy ny fisafoana ireo toerana voasokajy ao amin’ny faritra menan’ny tsy fandiam-pahalemana eto an-drenivohitra ny Polisim-pirenena omaly alina. Ny maraina nefa dia efa nahatratra mpanendaka sy mpamaky trano niisa 11 izy ireo. Eo andalam- pikarohana ireo olon-dratsy mpanao fanafihana an’ireo mpitondra moto sy fiara eny amin’ny Digue sy ny manodidina ihany koa ny mpitandro ny filaminana.
