Fandaharana manokana
18Martsa, 16h00 Hitafa indray amin’ny vahoaka Malagasy ny filoham-pirenena Andry Rajoelina amin’ny asabotsy 2O martsa ho avy izao amin’ny valo ora alina. Ao amin’ny haino aman-jerim-panjakana no hanarahana izany.