Dépêches

Tsy fandriampahalemana : Fasana roa no nisy namaky tao Bejofo Mahitsy

26 Septambra 2023, Nitrangana vaky fasana tao Bejofo Mahitsy, ny alin’ny alahady, ifoha omaly alatsinainy. Fasana miisa roa no lasibatry ny asa ratsy nandritra izany. Saika voasesin’ireo jiolahy avokoa ireo fasana teo amin’ny manodidina saingy ireo roa no tena lasibatra tamin’izany. Razana iray avy sisa no navelan’ireo olon-dratsy tao am-pasana.

Laisser un commentaire