Nisehoana hain-trano indray ny distrikan’ny Vangaindrano.
14 Oktobra, 11h00. Nitrangana hain-trano goavana indray ny distrikan’ny Vangaindrano, kaominina Matanga ny alin’ny alarobia13 oktobra lasa teo. Tafo manodidina ny enina no may kilan’ny afo vokatr’izany, tsy nisy kosa ny aina nafohy fa ny entana tao anatiny no tsy nisy avotra intsony. Tsy mbola fanatra mazava izay mety nihavian’ny afo.
