Dépêches

Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Profesora Zafy Albert

14 Oktobra, 09h30. Fametrahana fehezam-bonikazo tetsy amin’ny tsangambato an’ny Filoha Zafy Albert Ambohijatovo no nanamarinana ny faha efa-taona nahafatesany.Tonga namone voninahitra ny lanonam-pahatsiarovana sy nametraka ny vonikazo teny an-toerana ny vady navelany sy ny fianakaviany, notronon’ny Ben’ny tanàna an’Antananarivo mivady, sy ireo mpiara-dia aminy.

Laisser un commentaire