Ny faritra Betsiboka no namarana ny fanendrena governora
14 Oktobra, 08h30. Voatendry ho Governoran’ny faritra Betsiboka nandritra ny fivorian’ny Minisitra natao tao amin’ny lapa-panjakana Iavoloha omaly i Randrianjafininrina Jean Roger. Efa Lehiben’ny Faritra Betsiboka tamin’ny tetezamita ny teneny no sady efa solombavambahoaka voafidy tao amin’ny Distrikan’i Tsaratanana ihany koa
