Dépêches

Fifidianana : Mitentina 45 000 tapitrisa ny teti-bola voafaritra hanatanterahana izany

Dépêche 24 novembre, 15h, Nanokanan’ny fanjakana lelavola mitentina 452 miliara ariary ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (CENI) mba hampandehanana ny fifidianana rehetra amin’ny taona 2023. Ny fifidianana rehetra hatao eto amin’ny firenena no ho raiketina amin’io lelavola io avokoa. Ilaina hatrany ny miomana mba hampihenana ny mety ho olana kanefa misy ihany koa ny sehatra ilaina fiheverana maika. Tokony ho jerena ny fitadiavana vahaolana amin’izany sehatra izany toy ny tsy fanjarian-tsakafo, ny resaka fampianarana sy ny resaka fahasalamana.

Laisser un commentaire