Dépêches

OJM: Manameloka ny herisetra atao amin’ny mpanao gazety

17 Desambra, 08h00. Manameloka ny fikasihan-tanana sy ny herisetra atao amin’ny mpanao gazety ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara na ny OJM. Namoaka fanambrana izy ireo mikasika ny fandrahonana sy fikasihan-tànana natao an’i Eric Francis Razafimahatratra mpanao gazety monina any Ihosy , izay nataon’ny loholona iray tany amin’ny kariera fitrandrahana vato Ampalibe.

Laisser un commentaire