Velon’aina tsara ary mbola vonona amin’ny asany ny SEG
21 Desambra, 10h00. Velona sy avotra soa aman-tsara ny sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena Jeneraly Serge Gelle ao Mahambo amin’izao ora
Read More
21 Desambra, 10h00. Velona sy avotra soa aman-tsara ny sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena Jeneraly Serge Gelle ao Mahambo amin’izao ora
Read More21 Desambra, 09h00. Taorian’ny fivoriana notanterahin’ny CAF ny faran’ny herinandro lasa teo no tapaka fa tsy hihemotra intsony ny fotoana
Read More21 Desambra, 08h30. Nikaon-doha mahakasika ny paik’ady hamahana ny olan’ny rano sy ny jiro ny minisitry ny rano sy ny
Read More21 Desambra, 07h30. Isany fokontany mamokatra ho famatsiana ny renivohitra ny fokontany Anosivelo Distrikan’i Farafangana. Mampanao sarotra izany asa izany
Read MoreNisy lehilahy iray tsy fanta-pihaviana, fa mbola mipetraka ho mistery ny nahatongavany tao anaty lakan’ny mpanarato hatramin’izao. Nipoitra tampoka teny
Read MoreAo anatin’ny ady manoloana ny fiparitahan’ny valan’aretina covid-19 hatrany isika izao. Mitohy ny fanaovam-baksiny ao amin’ny kaominina Manandriana. « Hisy ny
Read MoreEfa manomboka ny fizarana vatomamy ho an’ny mpianatra amin’izao fety izao ao amin’ny kaominina Alasora. Ny Lisea TASC sy ny
Read MoreEfa misokatra ho an’ny rehetra amin’ny fomba ofisialy ilay zaridaina mahafinaritra eny Ambodivoara Ambohimangakely. Voaravaka jiro sy haingo maro samihafa
Read MoreAo anatin’ny fotoanan’ny fandoavan-ketra tanteraka ny ao amin’ny kaominina Manandriana amin’izao. Nisy ny fitetezan-trano nataon’izy ireo mba ahafahana manao ny
Read MoreManao ny asany manoloana ny tsy fandriam-pahalemana ny Zandary ao Anjeva Gara. Voasambotra ireo jiolahy mpanao ny asa ratsiny amin’iny
Read More