Dépêches

Mitady vahaolona amin’ny olona’ny jiro sy rano ireo tompon’andraikitra

21 Desambra, 08h30. Nikaon-doha mahakasika ny paik’ady hamahana ny olan’ny rano sy ny jiro ny minisitry ny rano sy ny minisitry ny angovo ny alahady teo. Natomboka ny 08 ora maraina ny dinidinika ary tsy nifarana raha tsy tamin’ny 05 ora hariva. Teboka maro no nojerena tamin’io fikaonan-doha io ary maro ireo tetik’asa ho hatao manomboka amin’ny fiandohan’ny taona 2022.

Laisser un commentaire