Ankadikely Ilafy: Nametrahana jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ihany koa ny tao Andafiavaratra
Tonga ao amin’ny fokontany Andafiavaratra ny hazavana amin’izao fotoana. Nametrahana jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro tao an-toerana, tamin’ity herinandro ity.
Read More