Anjeva: Notolorana solosaina entin-tanana ny CEG Anjeva gara
Tonga nanolotra solo-saina entin-tanana ho an’ny CEG Anjeva gara, ny tomponandraikitra misahana ny kaominina, ny alarobia teo. Fiaraha-miasa tamin’ireo mpiara-miombonan’antoka
Read More
Tonga nanolotra solo-saina entin-tanana ho an’ny CEG Anjeva gara, ny tomponandraikitra misahana ny kaominina, ny alarobia teo. Fiaraha-miasa tamin’ireo mpiara-miombonan’antoka
Read MoreHotontosaina ny 28 sy 29 may izao ny tounoi Mafy Be Basketball ao amin’ny kaominina Anjeva Gara. Miantso ireo tanora
Read MoreHotanterahana amin’ny alahady ny lalao manasa-dalana hiadiana izay ho tompon-dakan’ny ben’ny tanàna. Ny Klioba Interpool Anjeva sy Interpool Juniors ary
Read MoreEfa ho herintaona izao no nisokafan’ny Faribolana sandratra Sampana Anjeva Gara. Tamin’ny 17 Aprily 2021 no niorenany tany an-toerana. « Miezaka
Read MoreMiakatra ny vokatra ao Anjeva Gara. Nahafa-po ny vokatra raha tamin’ity taona ity noho ny fampiasana zezika ranony. « Tena tsara
Read MoreNisehoana halatr’omby tao Anjeva gara ny alin’ny 24 martsa lasa teo. Ny taolany sy ny lohany ary ny tongony roa
Read MoreMitaraina ny mpiompy akoho ao Anjeva Gara fa manjaka ny hala-botry. Mila mailo hatrany ny rehetra amin’ny fiarovana ny fananany.
Read MoreTontosa ny fanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny orinasa Madarail sy ny kaominina Anjeva Gara. Teboka lehibe amin’izany ny fiarovana ny faritry ny
Read MoreNisy ny fametrahana jiro miisa 30 tao amin’ny kaominina Anjeva Gara. Entina hanazavana ireo arabe sy ireo mety ho kizo
Read MoreIsan’ny tanàna betsaka mpamboly mpamatsy an’Antananarivo, indrindra ny faritra atsinanan’Antananarivo, i Anjeva Gara. Tsy maharaka anefa ny vokatra noho izy
Read More