Anjeva Gara : Velom-bolo ny tantsaha amin’ny fihavian’ny orana
Faly tokoa ny mpamboly tamin’ny fahatongavan’ny orana. Afaka manetsa tsara ary mbola tsy taraiky amin’iznay ireo tantsaha. « Tsy mbola tara
Read More
Faly tokoa ny mpamboly tamin’ny fahatongavan’ny orana. Afaka manetsa tsara ary mbola tsy taraiky amin’iznay ireo tantsaha. « Tsy mbola tara
Read MoreEo andalam-pahavitana ankehitriny ny fantsakana lehibe miisa 3 eo Antsimombohitra sy Antanety ary Ambohitra, ao anatin’ny Kaominina Anjeva Gara. Efa
Read MoreManao ny asany manoloana ny tsy fandriam-pahalemana ny Zandary ao Anjeva Gara. Voasambotra ireo jiolahy mpanao ny asa ratsiny amin’iny
Read MoreVita tanteraka ny sekoly « Vonona » ao Anjeva Gara amin’izao fotoana, izay sekoly hikarakarana ireo zaza sahirana sy tsy misy mpiahy
Read MoreMitohy hatrany ny asa tana-maro fanadiovana lakan-drano ho fiomanana amin’ny fiatrehana ny fahavaratra sy ho fanomezana asa ny mponina. Ny
Read MoreToho-drano iray ao amin’ny Fokontany Ampahamasina izay hanampiana indrindra ny mponina tantsaha amin’izao tsy fampian’ny orana izao. Notokanana ny 7
Read MoreNisy ny fandraisana ofisialy ny toho-drano namboarina ao amin’ny Fokontany Ampahimasina, Anjeva Gara, izay manondraka velaran-tany maherin’ny 30 ha. Faly
Read MoreMangina tanteraka ny tsena alakamisy eto Anjeva Gara ny 9 desambra lasa teo. Betsaka ny mpivarotra, fa vitsy kosa ny
Read MoreVoasokajy ao anatin’ny Kaominina ambanivohitra ny kaominina Anjeva Gara ao anatin’ny Distrikan’Avaradrano. Mivelona amin’ny fambolena sy ny fiompiana ary ny
Read More