SocialTsidika

Fifaninanana Tsidika, Sokajy Foto-drafitr’asa, Kaominina Anjeva Gara

Toho-drano iray ao amin’ny Fokontany Ampahamasina izay hanampiana indrindra ny mponina tantsaha amin’izao tsy fampian’ny orana izao. Notokanana ny 7 Desambra 2021 lasa teo izy ity izay foto-drafitr’asa mahatondraka velaran-tany mahery ny 30 Ha. Faly ny mpamboly fa na dia maina aza ny andro dia mahazo rano tsara ny fambolena.

      

Laisser un commentaire