Fifaninanana Tsidika, Sokajy Foto-drafitr’asa, Kaominina Ambohimanambola
Fametrahana ny « Ecole Bleue » eny amin’ny EPP Andramanonga ao anatin’ny Kaominina Ambohimanambola. Fomba iray eny amin’ny Sekoly entina hampianarana ny ankizy hampiasa sy hikolokolo Rano madio. Ao aorian’izay dia anjaran’izy ireo no mitondra sy mizara ny fahaizana azony eny anivon’ny fiarahamonina misy azy. Tsara raha dieny kely dia hampianarina hikolo ny rano ny zaza.
