Fifaninanana Tsidika, Sokajy Foto-drafitr’asa, Kaominina Alasora
Daba fanariam-pako amin’ny endriny hafakely. Entina hanentanana ny olona hazoto hanary fako any amin’ny toerana voatokana satria zava-dehibe loatra iznay tanàna madio izany. Tanjona iombona no hiaraha-mampandroso ny kaominina Alasora : « Alasora maha te honina ».
