Fifaninanana Tsidika, Sokajy Foto-drafitr’asa, Kaominina Manandriana
Manana endrika miavaka ny biraon’ny kaominina Manandriana satria namboarina sy nohavaozina ka mahafinaritra ny maso. Tao amin’ny efitrano fanatanterahana ny fisoratam-panambadiana no nohatsaraina ka na ireo efa vita mariazy aza te hiverina hanao mariazy indray.
