Fifaninanana Tsidika, Sokajy Foto-drafitr’asa, Kaominina Masindray
ita ny lalana makany amin’ny Fokontany Manazary ny 19 Novambra 2021 lasa teo. Faly ny mponina satria efa ela no nanirian’izy ireo ny hahavitan’ity lalana ity. Niafy kely mihitsy izy ireo nandritra ny fanamboarana izany satria nisy ny fanelingelenana kely kanefa tsy nampaninona izany fa ny lalana vita no tena mahafaly.
