Fifaninanana Tsidika, Sokajy Foto-drafitr’asa, Kaominina Talata Volonondry
EPP vaovao ao Morarano no notokanana ny 3 mey 2019 lasa teo tao anatin’ny Kaominina ambanivohitra Talata Volonondry. Zava-dehibe ny fanabeazana ka io aloha no tena mila hamboarina tanteraka eto amintsika. Sambatra tokoa ny kaominina manana vahoaka mahay sy tafita.
