Fifaninanana Tsidika, Sokajy Foto-drafitr’asa, Kaominina Viliahazo
Lalana vita tsara hanampiana ny sekoly FJKM ao Viliahazo. Notokanana ny 3 Oktobra 2021 lasa niarahana tamin’ny Ben’ny tanàna sy ny taranaka any an-toerana. Ho mora ny fandehanana eny amin’ny sekoly sy ny manodidina ka faly ny mponina. Ary izany no natao ho fahombiazan’ny taranaka mifandimby.
