RNT12 A: Tapaka nanomboka ny Sabotsy 10 Jona lasa teo.
Baka mpitatitra iray no simba ao Befasy Distrikan’i Vangaindrano ka izao miteraka ny fahatapahan’ny RNT 12 A mampitohy an’i Tôlagnaro
Read More
Baka mpitatitra iray no simba ao Befasy Distrikan’i Vangaindrano ka izao miteraka ny fahatapahan’ny RNT 12 A mampitohy an’i Tôlagnaro
Read MoreMitoetra ao amin’ny Distrikan’ny Vangaindrano indray amin’izao fotoana izao ny tsy fanjarian-tsakafo. Matetika loatra tato ho ato izay ny fandevenana
Read More23 Febroary, 09h00. Tsy mbola tafarina tamin’ny rivodoza teo aloha i Vangaindrano nefa dia nisedra ny rivodoza EMNATI sahady. Vokatr’izany
Read MoreNihazo ny faritry Faranfangana sy Vangaindrano indray ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka; nijery ny zava-misy any an-toerana taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza Batsirai. Isan’ireo
Read More14 Oktobra, 11h00. Nitrangana hain-trano goavana indray ny distrikan’ny Vangaindrano, kaominina Matanga ny alin’ny alarobia13 oktobra lasa teo. Tafo manodidina
Read More17 Septambra, 08h30. Tranga hafakely no niseho tany Vangaindrano satria kisoa no niteraka biby hafahafa. Kisoa ny tapany ambany saingy
Read MoreTelo lahy no tratran’ny zandary nilanja gony enina feno rongony ny voalohandohan’ny herinandro teo. Tsy nampoizin’ireto telolahy ireto fa hifanena
Read More