Tranga tsy fahita niseho tany Vangaindrano
17 Septambra, 08h30. Tranga hafakely no niseho tany Vangaindrano satria kisoa no niteraka biby hafahafa. Kisoa ny tapany ambany saingy somary maka endrik’olona ny lohany. Gaga avokoa ny manodidina ary tsy nisy nahalala izay antony sy mety ho nahatonga ity tranga ity
