Dépêches

Fizarana fitaovam-pianarana ho an’ny zanaky ny mpiasan’ny Minisiteran’ny mponina.

17 Septambra, 08h00. Araky ny fampanantenana nataon’ny Minisitry ny Mponina SOFILIRA Princia dia atomboka eo anivon’ireo mpiara-miasa ao amin’ny Minisitera sahaniny ny asa sosialy. Mpiara-Miasa miisa 292 no nisitraka fitaovam-pianarana ho an’ny zanak’izy ireo ho fanohanana azy amin’izao fidiran’ny mpianatra izao ho fanatanterahana izany fanamby izany. Anisany ezaka manaraka an’izao koa ny fanokafana ny toeram-pisakafoanana ho an’ireo mpiara-miasa eo anivon’ny Minisitera.

Laisser un commentaire