Dépêches

Fianarantsoa: Enim-bolana no fe-potoana hanamboarana ny Coliseum

Dépêche 12 décembre, 16h30, Hanamboaraan coliseum ihany koa ny ao amin’nyb renivohitry ny faritra Matsiatra Ambony na i Fianarantsoa. Haharitra enim-bolana eo fotsiny dia ho vita izany foto-drafitr’asa goavana izany araka ny fanambaran’ny Filoham-pirenena. Hiarariana fotiny mba ho mafy orina izany foto-drafitr’asa hatsangana izany fa tsy ho “tip-top” fotsiny hoy ny maro. Ilaina mihitsy izany coliseum vao hatsangana izany ho fanarenana ny lafiny kolontsaina sy fampiroboroboana ny avy ao amin’ny faritra Matsiatra Ambony io.

Laisser un commentaire