Imbiky Herilaza:Miantso ny vahoaka hifandray aminy ny Minisitry ny fitsarana
17 Aogositra, 7:30. Tafapetraka tanteraka eo amin’ny fiadidiana ny Ministeran’ny Fitsarana i Imbiki Herilaza ka izy noho izany no tompon’andraikitra manakaiky ny vahoaka kokoa. Manao antso avo amintsika vahoaka izy araka izany indrina ny any lavitra any mba hifandray amin’izy ireo amin’ny mailaka mikasika ny fitarainana sy ny sosonkevitra na tsikera.
