Vazaha teratany frantsay iray no hita faty tao an-tranony tao Kibanivato Dzamandzar Nosy Be
17 Aogositra, 8:30. Vazaha maty tany Nosy Be ny alin’ny alahady lasa teo. Tonga nijery ny razana ny zandary sy ny mpitsabo ary eo am-pikarohana ny antony tena nahafaty azy marina tokoa izy ireo amin’izao. Tombanana ho 50 taona eo ity maty ity ary manambady aman-janaka.
