Soavina: Nitrangana lozam-pifamoivoizana
Nitrangana lozam-pifamohivoizana omaly hariva tamin’ny 08 ora alina teny amin’ny tetezan’ny Soavina Atsimondrano. Fiara sprinter iray no nivarina tao anaty lakandrano teo amin’ny tetezan’ny Soavina. Efa noentina namonjy toera-pitsaboana ireo naratra tao anatiny.
