Ferme Aina : Manana traikefa mikasika ny sésame
Manampy hitazomana ny fahasalamana ny vokatra avoakan’ny ferme Aina. Vokatra natoraly ary azo antoka,natao hitsinjovana ny fahasalaman’ny vatana sy ny ati-doa ary mampatanjaka. Ny dobera vita amin’ny sesame, sady vitany mampatsiro sakafo no mitondra otrikaina betsaka izay tena ilain’ny vatana. Misy ny vovoka sesame sy baobab ary misy koa ny menaka, izay manatsara ny tarehy sy hoditra, ary koa mety atao amin’ny volo. Misy ny sésame mainty, izay tena betsaka fer sy anti-oxydant.
Afaka miantso ny laharana 0 34 17 270 80 na mitsidika ny pejy facebook Ferme Aina.
