TSY FANDRIHAM-PAHALEMANA ANY AMIN’NY DISTRIKAN’ANKAZOBE / NIDINA IFOTONY NY TEO ANIVON’NY ZANDARIMARIA
Laharam-pahamehana ny fanambarana ireo takalon’aina miisa 8, sy ny fanatratrarana ireo jiolahy ary ny fifidianana vahaolana hamerenana ny fandriham-pahalemana.
