Mandritsara: Taxi-moto no itondrana razana
23 Aogositra, 09:30. Razana iray no notaterina tamin’ny taxi moto tany ambanivohitr’I Mandritsara. Nohon’ny tsy fisian’ny fiara fitaterana no anton’izao.
Read More
23 Aogositra, 09:30. Razana iray no notaterina tamin’ny taxi moto tany ambanivohitr’I Mandritsara. Nohon’ny tsy fisian’ny fiara fitaterana no anton’izao.
Read More23 Aogositra, 08:30. Nanao fanambarana ny teo anivon’ny Primatiora fa tsy eo ambanin’ny fibaikon’ny ‘’Bataillon de securite de la Primature’’
Read More23 Aogositra, 07:30. Aretina tsy fahita no mahazo ny omby ao Arivonimamo. Feno biby kely mandrakotra ny lelan’ireo omby ary
Read MoreFotodrafitrasa nataon’ny Ben’ny Tananan’ny kaominina Tanjombato sy ny solombavambahoakan’Antsimondrano Andry Ratsivahiny ity kianja ity manara-penitra ity. Nanatrika io fanokanana io
Read MoreManohana ny kaominina Toamasina I ny Assurance Aro. Nanolotra jiro « cobra » miisa 20 mandeha amin’ny herin’ny masoandro, hanazava ny orinasa
Read MoreTanora manomboka eo amin’ny dimy ambin’ny folo taona hatramin’ny sivy ambin’ny folo taona no tena betsaka amin’ireo vehivavy mitondra vohoka
Read MoreTontosa ny 20 Aogositra lasa teo ny famindram-pahefana teo amin’ny Jeneraly Rabehajasoa Andrianaivo, mpandrindra ankapobeny ny asa ara-stratejika eo anivon’ny
Read MoreSaika raikitra ny korotana teny Ambohijatovo ny harivan’ny 19 aogositra lasa teo satria nifandonba ny miaramila sy ny polisy. Fa
Read MoreNitondra fanazavana momban’ny vaksiny iadiana amin’ny coronavirus ny dokotera Toky Randriamahazo, chef de service ao amin’ny Hopitaly HJRA. Nilaza izy
Read MoreNisongadina tamin’ny hafatry ny synoda faha-19 nataon’ny FJKM tany Sambava ny raharaham-pirenena. « Manaitra ny fanjakana mba hijey bebe kokoa ny
Read More