Afrique du Sud : Niakatra ny tahan’ireo zaza tsy ampy taona nitondra vohoka hatramin’ny nisian’ny valan’aretina
60% ny tahan’ireo zazavavy tsy ampy taona ao amin’ny faritr’i Johannesburg, tànana be mponina indrindra ao an-toerana no mitondra vohoka
Read More