Mandritsara: Taxi-moto no itondrana razana
23 Aogositra, 09:30. Razana iray no notaterina tamin’ny taxi moto tany ambanivohitr’I Mandritsara. Nohon’ny tsy fisian’ny fiara fitaterana no anton’izao.