Fanolanana zaza teny Ivato:
23 Aogositra, 08:30. Nanao fanambarana ny teo anivon’ny Primatiora fa tsy eo ambanin’ny fibaikon’ny ‘’Bataillon de securite de la Primature’’ (BSP) intsony ary tsy mpamily ny praiminisitra velively ilay mpitandro filaminana voalaza fa nahavanona ity loza ity.
