MADAGASCAR CHAMPION N°1 MOMBA NY EXPORTATION 2026
Araka ny tatitra African Trade and Economic Outlook 2026 avy amin’ny Afreximbank, i Madagasikara no voalohany any Afrika amin’ny fampiasana ny fahafahana manondrana: 71,9 %.
Tamin’ny 2024, nahatratra 3,6 lavitrisa USD ny fanondranana. Misy fahafahana hatramin’ny 7,1 lavitrisa USD amin’ny 2030, ka mbola misy tahiry fitomboana 3,5 lavitrisa USD (49 %). Ilaina ny fitomboana 12 % isan-taona mandritra ny enin-taona hanatratrarana izany.
Mifototra amin’ny vanille, lamba ary harena an-kibon’ny tany ireo fahombiazana ireo, saingy mampiseho ny fetra ihany koa: fotodrafitrasa miboboka sy fototra famokarana kely

