Dépêches

Tetibolam-pandaniana, covid19

22 Aprily, 10h 15. Ireo vola lany mifandraika amin’ny Covid19 dia tokony handalo eo ambany fanaraha-mason’ny CCO isam-paritra, araka ny filan-kevitry ny minisitra ny 21 aprily lasa teo. Ireo fandaniana rehetra ihany koa dia tokony ho fantatry ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka , ny ekonomia , ny governemanta ary ny filoham-pirenena.

Laisser un commentaire